1 Samoela 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Io àry ilay mpanjaka hitarika anareo!*+ Izaho kosa efa antitra sy fotsy volo, ary ireo miaraka aminareo ireo ny zanako.+ Izaho efa nitarika anareo, hatramin’ny fahazazako ka mandraka androany.+
2 Io àry ilay mpanjaka hitarika anareo!*+ Izaho kosa efa antitra sy fotsy volo, ary ireo miaraka aminareo ireo ny zanako.+ Izaho efa nitarika anareo, hatramin’ny fahazazako ka mandraka androany.+