1 Samoela 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoy àry izy tamin’izy ireo: “I Jehovah no vavolombelona hiampanga anareo. Ny voahosotra notendreny koa no vavolombelona androany, fa tsy mahita na inona na inona hiampangana ahy* ianareo.” Dia hoy izy ireo: “Ie, vavolombelona izy.”
5 Hoy àry izy tamin’izy ireo: “I Jehovah no vavolombelona hiampanga anareo. Ny voahosotra notendreny koa no vavolombelona androany, fa tsy mahita na inona na inona hiampangana ahy* ianareo.” Dia hoy izy ireo: “Ie, vavolombelona izy.”