1 Samoela 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy àry i Samoela tamin’ny vahoaka: “I Jehovah, izay nampiasa an’i Mosesy sy Arona sady nitondra ny razambenareo niakatra avy tany Ejipta,+ no vavolombelona.
6 Hoy àry i Samoela tamin’ny vahoaka: “I Jehovah, izay nampiasa an’i Mosesy sy Arona sady nitondra ny razambenareo niakatra avy tany Ejipta,+ no vavolombelona.