1 Samoela 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia naniraka an’i Jerobala+ sy Bedana sy Jefta+ ary Samoela+ i Jehovah, ka namonjy anareo tamin’ny fahavalo manodidina, mba hahafahanareo hiaina milamina tsara.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:11 Fandalinana, Boky 1,
11 Dia naniraka an’i Jerobala+ sy Bedana sy Jefta+ ary Samoela+ i Jehovah, ka namonjy anareo tamin’ny fahavalo manodidina, mba hahafahanareo hiaina milamina tsara.+