1 Samoela 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia henon’ny Israely rehetra ilay vaovao hoe: “Notafihin’i Saoly ny toby miaramilan’ny Filistinina, ka lasa halan’ny Filistinina ny Israely.” Nantsoina hanaraka an’i Saoly tany Gilgala+ àry ny vahoaka.
4 Dia henon’ny Israely rehetra ilay vaovao hoe: “Notafihin’i Saoly ny toby miaramilan’ny Filistinina, ka lasa halan’ny Filistinina ny Israely.” Nantsoina hanaraka an’i Saoly tany Gilgala+ àry ny vahoaka.