1 Samoela 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nijanona teny akaikin’i Gibea+ i Saoly tamin’izay, teo ambanin’ilay ampongabendanitra naniry tao Migrona, ary nisy 600 lahy teo ho eo niaraka taminy.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:2 Fandalinana, Boky 2,
2 Nijanona teny akaikin’i Gibea+ i Saoly tamin’izay, teo ambanin’ilay ampongabendanitra naniry tao Migrona, ary nisy 600 lahy teo ho eo niaraka taminy.+