-
1 Samoela 14:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nisy harambato miendrika nify teo amin’ny lalana niezahan’i Jonatana nandehanana mba hiampitana teny amin’ny tobin’ny Filistinina. Ny iray teo amin’ny andaniny, ary ny iray teo amin’ny ankilany. Bozeza no anaran’ny harambato iray, ary Sene no anaran’ny iray.
-