1 Samoela 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoatran’ny andry ny harambato iray, ary teo avaratra tandrifin’i Mikmasy no nisy azy. Ny harambato iray kosa teo atsimo tandrifin’i Geba.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:5 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
5 Hoatran’ny andry ny harambato iray, ary teo avaratra tandrifin’i Mikmasy no nisy azy. Ny harambato iray kosa teo atsimo tandrifin’i Geba.+