1 Samoela 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpitondra ny fiadiany: “Andao hiampita erỳ amin’ny tobin’ireo lehilahy tsy mifora ireo.+ Angamba hanampy antsika i Jehovah. Tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy mantsy, na maro isika na vitsy.”+ 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:6 w89 1/4 24 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1989, p. 24
6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpitondra ny fiadiany: “Andao hiampita erỳ amin’ny tobin’ireo lehilahy tsy mifora ireo.+ Angamba hanampy antsika i Jehovah. Tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy mantsy, na maro isika na vitsy.”+