-
1 Samoela 14:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nifamory àry i Saoly sy ny olona rehetra niaraka taminy, dia nankeny amin’ilay toerana nisy ady. Hitan’izy ireo nifamely tamin’ny sabatra ny Filistinina, ary tena nifanjevo be mihitsy.
-