-
1 Samoela 14:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary ny Hebreo izay niandany tamin’ny Filistinina ka niara-niakatra tamin’izy ireo nankao an-toby, dia nanjary nanohana ny Israely notarihin’i Saoly sy Jonatana.
-