1 Samoela 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary henon’ny lehilahy israelita rehetra niafina+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima fa nandositra ny Filistinina. Dia mba nanenjika azy ireny koa izy ireo ka niady taminy.
22 Ary henon’ny lehilahy israelita rehetra niafina+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima fa nandositra ny Filistinina. Dia mba nanenjika azy ireny koa izy ireo ka niady taminy.