1 Samoela 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsy nitsahatra namely an’ireo Filistinina izy ireo tamin’iny andro iny, hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona.+ Dia reraka be ny olona.
31 Tsy nitsahatra namely an’ireo Filistinina izy ireo tamin’iny andro iny, hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona.+ Dia reraka be ny olona.