1 Samoela 14:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary hoy i Saoly tamin’i Jehovah: “Ry Andriamanitry ny Israely ô! Mba valio amin’ny alalan’ny Tomima+ izahay.” Dia i Jonatana sy Saoly no voafidy, fa ny olona kosa afaka. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:41 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1986, p. 31
41 Ary hoy i Saoly tamin’i Jehovah: “Ry Andriamanitry ny Israely ô! Mba valio amin’ny alalan’ny Tomima+ izahay.” Dia i Jonatana sy Saoly no voafidy, fa ny olona kosa afaka.