1 Samoela 14:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Hoy i Saoly avy eo tamin’i Jonatana: “Lazao ahy izay nataonao.” Dia hoy i Jonatana: “Nanandrana tantely kely avy teo amin’ny tendron’ity tehina etỳ an-tanako ity fotsiny aho.+ Intỳ aho, vonona ho faty!”
43 Hoy i Saoly avy eo tamin’i Jonatana: “Lazao ahy izay nataonao.” Dia hoy i Jonatana: “Nanandrana tantely kely avy teo amin’ny tendron’ity tehina etỳ an-tanako ity fotsiny aho.+ Intỳ aho, vonona ho faty!”