1 Samoela 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa maninona ianao no tsy nankatò ny tenin’i Jehovah? Maika erỳ ianao nangorona ny zavatra azo babo,+ ka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah!”
19 Koa maninona ianao no tsy nankatò ny tenin’i Jehovah? Maika erỳ ianao nangorona ny zavatra azo babo,+ ka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah!”