1 Samoela 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nataon’i Samoela izay nolazain’i Jehovah. Rehefa tonga tany Betlehema+ izy, dia nihorohoro ny anti-panahy tao an-tanàna rehefa nihaona taminy, ka niteny hoe: “Fihavanana ve no ahatongavanao?” 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:4 Fandalinana, Boky 2,
4 Dia nataon’i Samoela izay nolazain’i Jehovah. Rehefa tonga tany Betlehema+ izy, dia nihorohoro ny anti-panahy tao an-tanàna rehefa nihaona taminy, ka niteny hoe: “Fihavanana ve no ahatongavanao?”