-
1 Samoela 16:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia namaly izy hoe: “Ie, fihavanana! Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho. Hamasino ny tenanareo, dia andao hiaraka amiko any amin’ilay toerana hanaovana sorona.” Ary nohamasininy i Jese sy ireo zanany lahy, ka nantsoiny ho any amin’ilay toerana hanaovana sorona.
-