1 Samoela 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nilaza ny iray tamin’ny mpanompo hoe: “Misy zanak’i Jese Betlehemita efa hitako nitendry harpa sady mahay be. Miaramila matanjaka sy mahery fo izy.+ Mahay mandaha-teny koa izy sady tsara tarehy,+ ary momba azy i Jehovah.”+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:18 Fandalinana, Boky 2,
18 Dia nilaza ny iray tamin’ny mpanompo hoe: “Misy zanak’i Jese Betlehemita efa hitako nitendry harpa sady mahay be. Miaramila matanjaka sy mahery fo izy.+ Mahay mandaha-teny koa izy sady tsara tarehy,+ ary momba azy i Jehovah.”+