-
1 Samoela 17:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Teo amin’ny tendrombohitra iray ny Filistinina, ary ny Israelita kosa terỳ ampita, teo amin’ny tendrombohitra iray hafa, ka lohasaha no nanelanelana azy ireo.
-