1 Samoela 17:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia hoy i Davida taminy: “Izaho mpanomponao no lasa mpiandry ny ondry sy osin’ny dadanay, ary nisy liona+ tonga ka naka ondry iray tamin’ny andian’ondry. Dia nisy fotoana koa nisy orsa nanao hoatr’izany. 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:34 w11 1/9 27 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:34 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2011, p. 27
34 Dia hoy i Davida taminy: “Izaho mpanomponao no lasa mpiandry ny ondry sy osin’ny dadanay, ary nisy liona+ tonga ka naka ondry iray tamin’ny andian’ondry. Dia nisy fotoana koa nisy orsa nanao hoatr’izany.