1 Samoela 17:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Rehefa nijery izy ka nahita an’i Davida, dia nanambanimbany azy satria mbola kely i Davida, sady somary mena no tsara tarehy.+
42 Rehefa nijery izy ka nahita an’i Davida, dia nanambanimbany azy satria mbola kely i Davida, sady somary mena no tsara tarehy.+