-
1 Samoela 17:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 Dia nihananatona an’i Davida ilay Filistinina mba hifanandrina taminy. I Davida kosa nihazakazaka haingana nankeo amin’ny tafiky ny fahavalo mba hifanandrina tamin’ilay Filistinina.
-