1 Samoela 17:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Ary nalain’i Davida ny lohan’ilay Filistinina ka nentiny tany Jerosalema. Ny fitaovam-piadian’ilay Filistinina kosa nataony tao amin’ny tranolainy.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:54 Fandalinana, Boky 1,
54 Ary nalain’i Davida ny lohan’ilay Filistinina ka nentiny tany Jerosalema. Ny fitaovam-piadian’ilay Filistinina kosa nataony tao amin’ny tranolainy.+