-
1 Samoela 18:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nesorin’i Jonatana ilay akanjo tsy misy tanany nanaovany, ka nomeny an’i Davida. Nomeny azy koa ny akanjo fitondrany miady, ny sabany, ny tsipìkany, ary ny fehikibony.
-