1 Samoela 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Navelan’Andriamanitra hikorontan-tsaina*+ i Saoly ny ampitson’iny, ka lasa nanao fihetsika hafahafa* izy tao an-trano. Teo am-pitendrena harpa+ toy ny fanaony i Davida tamin’izay. Ary nisy lefona teny an-tanan’i Saoly,+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Navelan’Andriamanitra hikorontan-tsaina*+ i Saoly ny ampitson’iny, ka lasa nanao fihetsika hafahafa* izy tao an-trano. Teo am-pitendrena harpa+ toy ny fanaony i Davida tamin’izay. Ary nisy lefona teny an-tanan’i Saoly,+