1 Samoela 18:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nivoaka hiady tamin’ny Israely ireo andrianan’ny Filistinina. Isaky ny nanao an’izany izy ireo, dia i Davida no nahomby* kokoa noho ny mpanompon’i Saoly rehetra.+ Lasa nomena voninahitra be àry ny anaran’i Davida.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:30 Fandalinana, Boky 1,
30 Ary nivoaka hiady tamin’ny Israely ireo andrianan’ny Filistinina. Isaky ny nanao an’izany izy ireo, dia i Davida no nahomby* kokoa noho ny mpanompon’i Saoly rehetra.+ Lasa nomena voninahitra be àry ny anaran’i Davida.+