-
1 Samoela 19:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Rehefa nisy nilaza an’izany tamin’i Saoly, dia naniraka olon-kafa avy hatrany izy, nefa nanao hoatran’ny mpaminany koa izy ireo. Nandefa andiany fahatelo indray àry i Saoly, nefa mbola nanao toy izany koa izy ireo.
-