1 Samoela 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nandositra niala tao Naiota any Rama i Davida. Nankany amin’i Jonatana anefa izy ka nilaza taminy hoe: “Fa inona no nataoko?+ Inona no fahadisoako, ary inona no ratsy nataoko tamin’ny dadanao no mitady hamono ahy izy?”
20 Dia nandositra niala tao Naiota any Rama i Davida. Nankany amin’i Jonatana anefa izy ka nilaza taminy hoe: “Fa inona no nataoko?+ Inona no fahadisoako, ary inona no ratsy nataoko tamin’ny dadanao no mitady hamono ahy izy?”