-
1 Samoela 20:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Raha miteny izy hoe: ‘Tsara izany!’, dia midika izany hoe tsy misy tokony hatahoran’ny mpanomponao. Fa raha tezitra kosa izy, dia minoa ianao fa efa masaka ao an-tsainy ny hanisy ratsy ahy.
-