1 Samoela 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy àry i Jonatana: “Tsy hanao an’izany aminao aho! Raha fantatro fa ny hanisy ratsy anao no efa masaka ao an-tsain’i Dada, dia tsy holazaiko aminao ve izany?”+
9 Hoy àry i Jonatana: “Tsy hanao an’izany aminao aho! Raha fantatro fa ny hanisy ratsy anao no efa masaka ao an-tsain’i Dada, dia tsy holazaiko aminao ve izany?”+