1 Samoela 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha mitady hanisy ratsy anao kosa i Dada, dia hofaizin’i Jehovah anie aho,* raha tsy mampahafantatra an’izany anao sy mandefa anao soa aman-tsara. Hanampy anao anie i Jehovah,+ toy ny nataony tamin’i Dada!+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:13 Fandalinana, Boky 2,
13 Raha mitady hanisy ratsy anao kosa i Dada, dia hofaizin’i Jehovah anie aho,* raha tsy mampahafantatra an’izany anao sy mandefa anao soa aman-tsara. Hanampy anao anie i Jehovah,+ toy ny nataony tamin’i Dada!+