1 Samoela 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho tianao foana koa anie ny ankohonako ary tsy hivadika aminy mihitsy ianao,+ na dia rehefa haringan’i Jehovah tsy ho etỳ ambonin’ny tany aza ny fahavalon’i Davida rehetra.”
15 Ho tianao foana koa anie ny ankohonako ary tsy hivadika aminy mihitsy ianao,+ na dia rehefa haringan’i Jehovah tsy ho etỳ ambonin’ny tany aza ny fahavalon’i Davida rehetra.”