-
1 Samoela 20:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary haniraka mpanompo aho ka hiteny hoe: ‘Mandehana tadiavo ireo zana-tsipìka.’ Raha milaza aminy aho hoe: ‘Jereo fa eny akaikinao eny ny zana-tsipìka, ka alaivo’, dia afaka miverina ianao. Raha mbola velona koa mantsy i Jehovah, dia midika ho fiadanana ho anao izany ary tsy misy atahorana.
-