1 Samoela 20:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mbola banga ihany ny toeran’i Davida ny ampitson’ny tsinam-bolana, tamin’ny andro faharoa. Dia hoy i Saoly tamin’i Jonatana zanany: “Fa maninona no tsy tonga nisakafo+ ny zanak’i Jese, na omaly na androany?”
27 Mbola banga ihany ny toeran’i Davida ny ampitson’ny tsinam-bolana, tamin’ny andro faharoa. Dia hoy i Saoly tamin’i Jonatana zanany: “Fa maninona no tsy tonga nisakafo+ ny zanak’i Jese, na omaly na androany?”