1 Samoela 20:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia tezitra be tamin’i Jonatana i Saoly, ka hoy izy taminy: “Ilay zanaky ny vehivavy mpikomy ity! Heverin’ialahy fa tsy fantatro angaha hoe iny zanak’i Jese iny no tohanan’ialahy? Ho afa-baraka amin’izany ialahy sy ny renin’ialahy!*
30 Dia tezitra be tamin’i Jonatana i Saoly, ka hoy izy taminy: “Ilay zanaky ny vehivavy mpikomy ity! Heverin’ialahy fa tsy fantatro angaha hoe iny zanak’i Jese iny no tohanan’ialahy? Ho afa-baraka amin’izany ialahy sy ny renin’ialahy!*