1 Samoela 20:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Fantatr’i Jonatana àry fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+
33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Fantatr’i Jonatana àry fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+