-
1 Samoela 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy i Davida tamin’i Ahimeleka: “Sao dia mba misy lefona na sabatra ato aminao? Tsy voaraiko mantsy ny sabatro sy ny fitaovam-piadiako, fa maika be ilay asa nanirahan’ny mpanjaka ahy.”
-