1 Samoela 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tatỳ aoriana, dia niala tao i Davida ka nankany Mizpe any Moaba. Ary hoy izy tamin’ny mpanjakan’i Moaba:+ “Mba avelao re ny raiko sy ny reniko hipetraka atỳ aminareo e, mandra-pahafantatro hoe inona no hataon’Andriamanitra ho ahy.” 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Tatỳ aoriana, dia niala tao i Davida ka nankany Mizpe any Moaba. Ary hoy izy tamin’ny mpanjakan’i Moaba:+ “Mba avelao re ny raiko sy ny reniko hipetraka atỳ aminareo e, mandra-pahafantatro hoe inona no hataon’Andriamanitra ho ahy.”