1 Samoela 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia najanony tany amin’ny mpanjakan’i Moaba izy ireo. Nipetraka tany amin’ny tanin’io mpanjaka io izy ireo, nandritra ny fotoana rehetra nijanonan’i Davida tany amin’ilay toerana niafenany.+
4 Dia najanony tany amin’ny mpanjakan’i Moaba izy ireo. Nipetraka tany amin’ny tanin’io mpanjaka io izy ireo, nandritra ny fotoana rehetra nijanonan’i Davida tany amin’ilay toerana niafenany.+