1 Samoela 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Henon’i Saoly fa nisy nahita i Davida sy ny olona niaraka taminy. Nipetraka teo ambanin’ny hazo tamariska teny amin’ny toerana avo tany Gibea+ i Saoly tamin’izay. Teny an-tanany ny lefony ary nanodidina azy ny mpanompony rehetra. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Henon’i Saoly fa nisy nahita i Davida sy ny olona niaraka taminy. Nipetraka teo ambanin’ny hazo tamariska teny amin’ny toerana avo tany Gibea+ i Saoly tamin’izay. Teny an-tanany ny lefony ary nanodidina azy ny mpanompony rehetra.