25 Ary tonga mba hitady azy i Saoly sy ny olony.+ Nisy nilaza an’izany tamin’i Davida, ka nidina avy hatrany nankeny amin’ny harambato+ izy ary nijanona tany an-tany efitr’i Maona. Rehefa henon’i Saoly izany, dia nanenjika azy tany an-tany efitr’i Maona izy.