1 Samoela 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny hikasi-tanana ny tompoko izay voahosotr’i Jehovah, satria tsy ankasitrahan’i Jehovah izany. Tsy hanao an’izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+
6 Hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny hikasi-tanana ny tompoko izay voahosotr’i Jehovah, satria tsy ankasitrahan’i Jehovah izany. Tsy hanao an’izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+