1 Samoela 24:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha tratran’ny olona iray ve ny fahavalony dia havelany handeha fotsiny amin’izao? Hamaly soa anao anie i Jehovah+ noho ny zavatra nataonao tamiko androany!
19 Raha tratran’ny olona iray ve ny fahavalony dia havelany handeha fotsiny amin’izao? Hamaly soa anao anie i Jehovah+ noho ny zavatra nataonao tamiko androany!