1 Samoela 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aza miraharaha an’iny Nabala tsisy ilana azy+ iny re, tompoko ô, fa araka ny anarany ihany ny toetrany! Nabala* no anarany, ary adala mihitsy izy. Fa izaho mpanompovavinao, tompoko, tsy nahita an’ireo tovolahy nirahinao. 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 25:25 ia 80; w09 1/7 20 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:25 Fandalinana, Tahafo, p. 80 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/2009, p. 20
25 Aza miraharaha an’iny Nabala tsisy ilana azy+ iny re, tompoko ô, fa araka ny anarany ihany ny toetrany! Nabala* no anarany, ary adala mihitsy izy. Fa izaho mpanompovavinao, tompoko, tsy nahita an’ireo tovolahy nirahinao.