1 Samoela 25:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia niverina tany amin’i Nabala i Abigaila. Nanao fanasambe tao an-tranony, hoatran’ny fanaon’ny mpanjaka, i Nabala tamin’izay. Falifaly izy* sady mamo be. Tsy nilaza na inona na inona taminy àry i Abigaila, mandra-paharainan’ny andro. 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 25:36 ia 80, 82; w09 1/7 21 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:36 Tahafo, p. 80-82 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/2009, p. 21
36 Dia niverina tany amin’i Nabala i Abigaila. Nanao fanasambe tao an-tranony, hoatran’ny fanaon’ny mpanjaka, i Nabala tamin’izay. Falifaly izy* sady mamo be. Tsy nilaza na inona na inona taminy àry i Abigaila, mandra-paharainan’ny andro.