1 Samoela 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Saoly tany Gibea+ ireo lehilahy tao Zifa,+ ka niteny hoe: “Miafina any amin’ny havoanan’i Hakila, tandrifin’i Jesimona,* i Davida.”+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:1 Fandalinana, Boky 1,
26 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Saoly tany Gibea+ ireo lehilahy tao Zifa,+ ka niteny hoe: “Miafina any amin’ny havoanan’i Hakila, tandrifin’i Jesimona,* i Davida.”+