-
1 Samoela 26:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary nitoby teo amoron-dalana i Saoly, teo amin’ny havoanan’i Hakila, tandrifin’i Jesimona. I Davida kosa tamin’izay nipetraka tany an-tany efitra, ary henony hoe nanenjika azy tany i Saoly.
-