1 Samoela 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nankany amin’ny toerana nitobian’i Saoly izy, taorian’izay. Dia hitany ny toerana natorian’i Saoly sy Abnera+ zanak’i Nera, lehiben’ny tafiny. Natory tao amin’ny toby i Saoly, ary nitoby nanodidina azy ny miaramilany. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:5 Fandalinana, Boky 2,
5 Nankany amin’ny toerana nitobian’i Saoly izy, taorian’izay. Dia hitany ny toerana natorian’i Saoly sy Abnera+ zanak’i Nera, lehiben’ny tafiny. Natory tao amin’ny toby i Saoly, ary nitoby nanodidina azy ny miaramilany.