1 Samoela 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy koa i Davida: “Raha mbola velona koa i Jehovah, dia i Jehovah ihany no hamely azy,+ na ho faty fotsiny hoatran’ny olon-drehetra izy,+ na ho any an’ady izy dia ho faty any.+
10 Hoy koa i Davida: “Raha mbola velona koa i Jehovah, dia i Jehovah ihany no hamely azy,+ na ho faty fotsiny hoatran’ny olon-drehetra izy,+ na ho any an’ady izy dia ho faty any.+